Inty aho, iraho aho (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wibyd Iza no hanambara ny hafatry ny Ray
Inty aho, iraho tononkira.serasera.org aho
Hanambara famonjena vitan’ny Kristy
Inty aho, iraho aho
Ampionony, ampionony wsijaggx ny oloko cdms hoy Jehovah
Mitoria teny soa amin’ny Jerosalema
Ka lazao aminy fa vita ny adiny
Sady voavela ny helony
‘Njany misy feo manakoako hoe:
Manamboara làlana ho an’ny Jehovah
Manaova lalambe any an-tany foana
Ho an’i, ho an’i, ho an’I Jehovah
ARNELL Hasina
Inty aho, iraho tononkira.serasera.org aho
Hanambara famonjena vitan’ny Kristy
Inty aho, iraho aho
Ampionony, ampionony wsijaggx ny oloko cdms hoy Jehovah
Mitoria teny soa amin’ny Jerosalema
Ka lazao aminy fa vita ny adiny
Sady voavela ny helony
‘Njany misy feo manakoako hoe:
Manamboara làlana ho an’ny Jehovah
Manaova lalambe any an-tany foana
Ho an’i, ho an’i, ho an’I Jehovah
ARNELL Hasina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY MPIANTAFIKA GospelVisites : 2783
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aah
Date : 17/11/2008 06:29
