Izany No Hiranay (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira vao , hira tononkira.serasera.org vao ,no ventesinay izao
Mba hanako eran-tany mba horen’ireo nania
Mifohaza ,mifohaza, ianareo izay ogvxm matory
Mitsangana,miarena ,fa efa tonga ny fotoana
Izany no hiranay e! ( ie ! ie !)
Atolotra ho anareo ( io ! io !)
Izany no hiranay e! ( ie ! ie !)
Atokana ho anareo ( io ! o,o,o,o,o,o!)
Teny soa mahafaly no ventesinay izao
Mba hanala ny tomany ka qycjfazg hitondra hery vao
Ny baiboly no ambara amin-kira eto izao
Ka raiketo ao am-ponao izay rehetra voalaza
Izany no hiranay e! ( ie ! ie qqtjzo !)………..

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 1886
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 10/04/2017 21:45