Feon'Amponga mampandihy (Ny Mana Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon’amponga Mampandihy
‘zahay Manasa Anao, Manasa Anao Ho Tonga
Hiaraka Hilalao tononkira.serasera.org Hiara-hively Amponga
Ento Ny Akama Ento oztlyh xsegoebz Ny Kilonga
Zahay ‘fa Miandry Anao , Miandry Anao Ho Tonga
Ndao … Ianao
Ndao … Hiaraka Hilalao : Hiara-hilalao Aminay
Araraoty Ny Andro Fety , Izay Ihaonana Toy Izao
Fo Miravo, Falifaly, Ifampizarako Aminao
Ndao Hihira, Ndao Handihy, … Ndao Hiaraka Hilalao
Feon’amponga, tirefnlg Feom-baliha, … Gadon-kira Mampandihy
Renao Ve Zany Hafaliana, Izay Mampientana Ny Fo
Toa Nisinda Ny Hakiviana, Nanavesatra Ny Loha
Mitsinjaha Re , Miravoa : Androm-pifaliana Anio
Feon’amponga, Feom-baliha : Gadon-kira Mampandihy
Mamay E ! Mamay E ! Mamay E ! Mamay E ! Mama A !!!!! (4)
Hiaraka Hilalao Hiaraka Handihy
Arahim-peon’amponga Mampandihy
_mamy Robinson_ (juin 2025)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Mana RobinsonVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 30/10/2026 12:03