aia agnareo (Ny Mana Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AIA AGNAREO
aia agnareo e ! hbwbctk aia agnareo e !
zahay koa fa navy mandigny anareo (2)
ny sômantsika, soma efa tsara mandigny anareo (2)
aia agnareo e, manafolahy e ! pvxicddx zahay koa fa voly
aia agnareo e ! nareo somndrara e ! tononkira.serasera.org zahay koa fa voly
ny tanindrazanareo e ! fa miandry anareo iujar e !
ny volivarinareo e ! fa miandry anareo e ! miavia ro lahy !! (2)
_ mamy robinson _

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Mana RobinsonVangy : 448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 02/09/2025 09:23