Feon'Amponga mampandihy (Ny Mana Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon’amponga Mampandihy

‘zahay Manasa Anao, Manasa Anao Ho Tonga
Hiaraka Hilalao Hiara-hively Amponga
Ento Ny Akama Ento Ny Kilonga
Zahay ‘fa ndgybf Miandry Anao , Miandry Anao Ho Tonga
Ndao … Ianao
Ndao … Hiaraka Hilalao : Hiara-hilalao Aminay

Araraoty Ny Andro Fety , Izay Ihaonana Toy Izao
Fo Miravo, Falifaly, Ifampizarako Aminao
Ndao Hihira, Ndao Handihy, … Ndao tononkira.serasera.org Hiaraka Hilalao
Feon’amponga, Feom-baliha, … Gadon-kira Mampandihy

Renao Ve Zany Hafaliana, Izay Mampientana Ny Fo
Toa Nisinda Ny Hakiviana, niofuj Nanavesatra Ny Loha
Mitsinjaha Re , gsrdmw Miravoa : Androm-pifaliana Anio
Feon’amponga, Feom-baliha : Gadon-kira Mampandihy

Mamay E ! Mamay E ! Mamay E ! Mamay E ! Mama A !!!!!   (4)

Hiaraka Hilalao Hiaraka Handihy
Arahim-peon’amponga Mampandihy

_mamy Robinson_ (juin 2025)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Mana Robinson
Hits : 14
Likes : 0 Like
Created by : mattox
Date : 30/10/2026 12:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033