Fenoy tsikitsiky (Ny Mana Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FENOY TSIKITSIKY


Eny ho’aho, mba miangavy aho : Mba cfnhyffc fenoy hafaliana ny endrikao
Vindavinda, longilongy avelao : Aoka ho miramirana @ zay hatao

Eny ho’aho, mba miangavy aho : Tsy mba sarotra anie ny misariaka
Mandalo ihany anie izany fiainantsika : Izay ataonao dia kryzm fenoy tsikitsiky

Mety ho sarotra ve ny miaina, mety ho mahabe taraina
Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky

Mety ho be mpanorisory, mety ho be mpaneritery
Atrakao tononkira.serasera.org ny lohanao ka fenoy tsikitsiky

Tena raha mba azo atao, aparitao ny tsikitsikinao

Eny ho’aho, mba miangavy aho : na tsy tonga lafatra ny bmze fiainantsika
Tsy mahafaty antoka ny misariaka ka ny fiainanao fenoy tsikitsiky

Auteur : Mamy ROBINSON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Mana Robinson
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 30/10/2026 12:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294