Ny tsikitsikinao (Ny Mana Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSIKY MANALOKA (NY TSIKITSIKINAO)

Ilay tsikitsikinao manaloka ahy
Toa mitambesatr’ao mipwl am-poko ao
Manafotra lay foko te hitia
Ianao anefa tsapako ho vanstjc tsy tia

Ilay fitiavako voahazona
Hitia mangina anao tsy fidiny
Ny hany azoko natao
Dia ny nisera taminao
  tononkira.serasera.org Hisitraka isan’andro izao : lay tsikitsikinao

_Mamy ROBINSON_ itqacye (23/05/2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Mana Robinson
Hits : 599
Likes : 0 Like
Created by : mattox
Date : 30/06/2025 09:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5684