Feon'Amponga mampandihy (Ny Mana Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon’amponga Mampandihy

‘zahay Manasa Anao, Manasa Anao Ho Tonga
Hiaraka Hilalao Hiara-hively Amponga
Ento Ny Akama Ento Ny Kilonga
Zahay ‘fa Miandry Anao , Miandry Anao Ho Tonga
Ndao … Ianao
Ndao … Hiaraka Hilalao : tononkira.serasera.org Hiara-hilalao Aminay

Araraoty Ny Andro Fety , Izay Ihaonana Toy Izao
Fo Miravo, Falifaly, euftljuw Ifampizarako Aminao
Ndao Hihira, Ndao Handihy, … Ndao Hiaraka Hilalao
Feon’amponga, Feom-baliha, … Gadon-kira Mampandihy

Renao Ve Zany Hafaliana, Izay Mampientana Ny Fo
Toa Nisinda Ny zspbhlbh Hakiviana, Nanavesatra Ny Loha
Mitsinjaha Re , Miravoa : Androm-pifaliana Anio
Feon’amponga, zaphyras Feom-baliha : Gadon-kira Mampandihy

Mamay E ! Mamay E ! Mamay E ! Mamay E ! Mama A !!!!!   (4)

Hiaraka Hilalao Hiaraka Handihy
Arahim-peon’amponga Mampandihy

_mamy Robinson_ (juin 2025)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Mana Robinson
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mattox
Date : 30/10/2026 12:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301