Fenoy tsikitsiky (Ny Mana Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FENOY TSIKITSIKY


Eny ho’aho, mba miangavy aho rqsfc : Mba fenoy hafaliana ny endrikao
Vindavinda, longilongy dsvcxb avelao : Aoka ho miramirana @ zay hatao

Eny ho’aho, mba miangavy aho : Tsy mba sarotra anie ny misariaka
Mandalo ihany anie izany fiainantsika : Izay ataonao dia fenoy tsikitsiky

Mety ho sarotra ve ny miaina, mety ho mahabe taraina
Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky

Mety ho be mpanorisory, mety ho be mpaneritery
Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky

Tena raha mba azo atao, aparitao ny tsikitsikinao

Eny ho’aho, mba miangavy aho : na tsy tonga lafatra cjjg tononkira.serasera.org ny fiainantsika
Tsy mahafaty antoka ny misariaka ka ny fiainanao fenoy tsikitsiky

Auteur : Mamy ROBINSON

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Mana Robinson
Hits : 16
Likes : 0 Like
Created by : mattox
Date : 30/10/2026 12:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1466