Feon'Amponga mampandihy (Ny Mana Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon’amponga hrsptwc Mampandihy

‘zahay Manasa Anao, Manasa Anao Ho Tonga
Hiaraka Hilalao Hiara-hively Amponga
Ento Ny Akama Ento Ny Kilonga
Zahay ‘fa Miandry Anao , Miandry Anao Ho Tonga
Ndao … Ianao
Ndao … Hiaraka Hilalao : Hiara-hilalao Aminay

Araraoty Ny Andro Fety , Izay Ihaonana Toy Izao
Fo Miravo, Falifaly, Ifampizarako Aminao
Ndao Hihira, Ndao Handihy, … Ndao Hiaraka Hilalao
Feon’amponga, Feom-baliha, … Gadon-kira Mampandihy

Renao Ve Zany Hafaliana, Izay Mampientana Ny Fo
Toa Nisinda Ny Hakiviana, Nanavesatra Ny Loha
Mitsinjaha Re , Miravoa : cgcjnjz Androm-pifaliana Anio
Feon’amponga, Feom-baliha : Gadon-kira Mampandihy

Mamay E ! Mamay E ! Mamay E ! Mamay E ! Mama A !!!!!   (4)

Hiaraka Hilalao Hiaraka tononkira.serasera.org Handihy
Arahim-peon’amponga Mampandihy

_mamy Robinson_ grsx (juin 2025)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Mana Robinson
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 30/10/2026 12:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297