Fenoy tsikitsiky (Ny Mana Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FENOY TSIKITSIKY
Eny ho’aho, mba miangavy aho : Mba fenoy hafaliana ny endrikao
Vindavinda, qbliit longilongy avelao : Aoka ho miramirana @ zay hatao
Eny tononkira.serasera.org ho’aho, mba miangavy aho : Tsy mba sarotra anie ny vnjik misariaka
Mandalo ihany anie izany fiainantsika : Izay ataonao dia fenoy tsikitsiky
Mety ho sarotra ve ny miaina, mety ho mahabe taraina
Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky
Mety ho be mpanorisory, mety ho be tloupfy mpaneritery
Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky
Tena raha mba azo atao, aparitao ny tsikitsikinao
Eny ho’aho, mba miangavy aho : na tsy tonga lafatra ny fiainantsika
Tsy mahafaty antoka ny misariaka ka ny fiainanao fenoy tsikitsiky
Auteur : Mamy ROBINSON

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Mana RobinsonHits : 16
Likes : 0 Like
Created by : mattox
Date : 30/10/2026 12:22