Fenoy tsikitsiky (Ny Mana Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FENOY TSIKITSIKY
Eny ho’aho, mba guxtfw miangavy aho : Mba fenoy hafaliana ny endrikao
Vindavinda, longilongy avelao : Aoka ho miramirana @ zay hatao
Eny cizlu ho’aho, mba miangavy aho : Tsy mba sarotra anie ny misariaka
Mandalo thdwm ihany anie izany fiainantsika : Izay ataonao dia fenoy tsikitsiky
Mety ho sarotra ve ny miaina, mety ho tononkira.serasera.org mahabe taraina
Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky
Mety ho be mpanorisory, mety ho be mpaneritery
Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky
Tena raha mba azo atao, aparitao ny tsikitsikinao
Eny ho’aho, mba miangavy aho : na tsy tonga lafatra ny fiainantsika
Tsy mahafaty antoka ny misariaka ka ny fiainanao fenoy tsikitsiky
Auteur : Mamy ROBINSON

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Mana RobinsonVisites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mattox
Date : 30/10/2026 12:22