Vita ny fandresena (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tena aokxhah vita izao ny fandresena
Jesoa Kristy no ndao awor tononkira.serasera.org hobiana
Izay nitondra ny heloko sy ny otanao
Teo amin’ny hazofijaliana

Isika Malagasy velona izao
‘ndao hifaly koa hidera an’i Jesô ô!
Amin’ny feo sy valia ary amponga re
Hanako ho ren’ny lanitra

Fiverenana:
Mafy ny nanjo hatrany am-pasana
Ny Tompo sy Mpanjaka ‘lay qpdcnkjs zanak’Andrimanitra
Koa arabaina
Fa velon’indray
Nandresy any kalvary

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antsafia
Vangy : 1622
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304