Vita ny fandresena (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jksoh He tena vita izao ny fandresena
Jesoa Kristy no ojldnj tononkira.serasera.org ndao hobiana
Izay nitondra ny heloko sy ny otanao
Teo amin’ny hazofijaliana
Isika Malagasy velona izao
‘ndao hifaly koa hidera an’i Jesô ô!
Amin’ny feo sy valia ary amponga re
Hanako ho ren’ny lanitra
Fiverenana:
Mafy ny nanjo hatrany am-pasana
Ny Tompo sy Mpanjaka zqyvir ‘lay zanak’Andrimanitra
Koa arabaina
Fa velon’indray
Nandresy any kalvary
Jesoa Kristy no ojldnj tononkira.serasera.org ndao hobiana
Izay nitondra ny heloko sy ny otanao
Teo amin’ny hazofijaliana
Isika Malagasy velona izao
‘ndao hifaly koa hidera an’i Jesô ô!
Amin’ny feo sy valia ary amponga re
Hanako ho ren’ny lanitra
Fiverenana:
Mafy ny nanjo hatrany am-pasana
Ny Tompo sy Mpanjaka zqyvir ‘lay zanak’Andrimanitra
Koa arabaina
Fa velon’indray
Nandresy any kalvary
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 1667
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:50
