Tano aho (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nomenao ahy ny fo vaovao Jesô
Efa natolotrao,ny ltmfnsf Fanahy Masina
Tsy azo lavina tokoa marina ny teninao
Mamiko sy teliko ny miaraka aminao
Sambatra aho Jesoa
Samatra aho sy tretrika aho
Raha mira-dàlana aminao
Tano mafy aho,Ho anao mandrakizay
Tsy naharesy ahy izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Satria resinao ry ilay nanavotra suxn ahy
Fantatro fa rfgsw mafy ny miady aminy
Nefa izaho andresy raha miaraka aminao (2X)
Efa natolotrao,ny ltmfnsf Fanahy Masina
Tsy azo lavina tokoa marina ny teninao
Mamiko sy teliko ny miaraka aminao
Sambatra aho Jesoa
Samatra aho sy tretrika aho
Raha mira-dàlana aminao
Tano mafy aho,Ho anao mandrakizay
Tsy naharesy ahy izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Satria resinao ry ilay nanavotra suxn ahy
Fantatro fa rfgsw mafy ny miady aminy
Nefa izaho andresy raha miaraka aminao (2X)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 2201
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 08:40
