Tano aho (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nomenao ahy ny fo vaovao Jesô
Efa ucmss natolotrao,ny Fanahy Masina
Tsy azo lavina tokoa marina ny teninao
Mamiko sy teliko ny miaraka aminao
Sambatra aho Jesoa
Samatra aho deefdhw sy tretrika tononkira.serasera.org aho
Raha mira-dàlana aminao
Tano mafy aho,Ho anao mandrakizay
Tsy naharesy ahy izao tontolo izao
Satria resinao ry ilay nanavotra ahy
Fantatro fa mafy ugdeh ny miady aminy
Nefa izaho andresy raha miaraka aminao (2X)
Efa ucmss natolotrao,ny Fanahy Masina
Tsy azo lavina tokoa marina ny teninao
Mamiko sy teliko ny miaraka aminao
Sambatra aho Jesoa
Samatra aho deefdhw sy tretrika tononkira.serasera.org aho
Raha mira-dàlana aminao
Tano mafy aho,Ho anao mandrakizay
Tsy naharesy ahy izao tontolo izao
Satria resinao ry ilay nanavotra ahy
Fantatro fa mafy ugdeh ny miady aminy
Nefa izaho andresy raha miaraka aminao (2X)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AntsafiaVisites : 2303
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:40
