Tandremo (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Firifiry taona izay,no efa nandrenesanao
Miseho lany etsy sy eroa, ireo karazam baovao
Manambara ady sy loza, herisetra tsy hay lazaina
Ny fasahiranana miavosa, maro ireo velon taraina
Fa ianao tsy isan’ireny, satria ianao mpandray anjara
rmmesnn Andriamanitra mijery, ka tandremo ianao sao tara
3-Fa ireo manan katao, miandrandra amin’ny harena
Dia mihevi-tena ianao, fa tsy ho solafaka tsy ho lena
Dia mihebo tsy hianjera, fa tononkira.serasera.org misy vola hanohana azy
Ka tsy matahotra tsy menatra, milomano amin’ny ratsy
Tsarovy anefa Andriamanitra, Izy tsy mijery miakatra
Fa mandinika anao Izy e !mitsinjo ireo madinika
3-K’aza ny lohasaha mangina, no araraotinao tsy ho hita
Hanaovanao izay rehetra tiana, ‘reo adalana sy habibiana
Fa ho avy ny fotoana, ho tonga ny andron’ny hampamoaka
Ho tratra ianao fa tsy afa-miala
aiza ianao no andeha hitsoaka !!
Fa raha mbola misy gvfria ny ora, ahazonao mifona
Manatona ttsile moramora, mandoaliha dia mivavaha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 1822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 09:14