Tandremo (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Firifiry taona izay,no efa nandrenesanao
Miseho lany etsy sy eroa, ireo karazam baovao
Manambara ady sy loza, herisetra tsy hay lazaina
Ny fasahiranana miavosa, maro ireo velon taraina
Fa ianao tsy isan’ireny, satria tononkira.serasera.org ianao mpandray anjara
Andriamanitra mijery, ka tandremo ianao sao tara
3-Fa ireo manan katao, miandrandra amin’ny harena
Dia mihevi-tena ianao, fa tsy ho solafaka tsy ho jqiq lena
Dia mihebo tsy hianjera, fa misy vola hanohana azy
Ka tsy matahotra tsy menatra, milomano amin’ny ratsy
Tsarovy anefa Andriamanitra, Izy tsy mijery miakatra
aoycs Fa mandinika anao Izy e !mitsinjo ireo madinika
3-K’aza ny lohasaha mangina, no araraotinao tsy ho hita
Hanaovanao izay rehetra tiana, ‘reo adalana sy habibiana
Fa ho avy ny fotoana, ho tonga ny andron’ny hampamoaka
Ho tratra ianao nvbxxtsr fa tsy afa-miala
aiza ianao no andeha hitsoaka !!
Fa raha mbola misy ny ora, ahazonao mifona
Manatona moramora, mandoaliha dia mivavaha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 1823
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NYANTSAFIA
Daty : 18/11/2017 09:14