Misy làlana (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy làlana iray tsy mba tery fa migodana
Hifandrombahan'ny olona maro fa maha tamana
Tsy mba sarotra aleha tsisy fefy, tsisy lalàna
Tsy mba misy fepetra, ary koa tsy mba malama
Fifaliana foana no ao, feno korana
Rendrarendra manimba ny fo sy ny filibana
Ny haratsiana rehetra ihany koa toa sarotra ialana
Fahafatesana nefa no pznuhjw tambin'ny fahotana
Misy làlana iray hafa koa tsy maro-pifidy
Ireo olona mizotra ao vitsy dia vitsy
Misy tsipika tsy maintsy aleha voafehin'ny didy
Izay voadio tamin'ny ran'ny tononkira.serasera.org Tompo qojeqgt izay sarobidy
Fifaliana hafa mihitsy no ao tsisy mahalala
Ny fanompoana ny qflslxx Tompo no ilaina tena mafana
Mila manam-pinoana fitiavana fanantenana
Ireo maharitra kosa no handova ilay tany Kanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AntsafiaVangy : 1070
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ainathii
Daty : 29/07/2021 21:04