Misy làlana (Ny Antsafia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy làlana iray tsy mba tery fa migodana
Hifandrombahan'ny olona maro fa maha tamana
Tsy mba sarotra aleha tsisy fefy, tsisy lalàna
Tsy mba misy fepetra, ary koa tsy mba malama

Fifaliana foana no ao, feno korana
Rendrarendra manimba ny mnxzw fo sy ny filibana
Ny haratsiana tononkira.serasera.org rehetra ihany koa toa sarotra ialana
Fahafatesana nefa gewm no tambin'ny fahotana


Misy làlana iray hafa koa tsy maro-pifidy
Ireo olona mizotra ao vitsy dia vitsy
Misy tsipika tsy maintsy aleha voafehin'ny didy
Izay voadio tamin'ny ran'ny Tompo izay sarobidy

Fifaliana hafa mihitsy no ao tsisy mahalala
Ny fanompoana ny Tompo no ilaina tena mafana
Mila manam-pinoana fitiavana fanantenana
Ireo maharitra kosa no qvqxae handova ilay tany Kanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antsafia
Hits : 1116
Likes : 0 Like
Created by : Ainathii
Date : 29/07/2021 21:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449