Ankehitriny (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandinika ny fiainako aho
lany herim-po, fananana koa
tamin’ny fiheverana mlmmibw ny hoaviko
kanefa tsisy izay voka-tsoa.
Ny ahy moa wdaumkg raha toa ho tantaraiko
ahiahy gmkf tsisy fiadanam-po
nihevitra aho hatramizay hoe mpanompo koa
hay moa fahazarana avokoa
Ankehitriny fantatro izao tsy ireny no ilainao
fa ny tena sy ny fo madio no iangavinao omeko anio
iangavinao omeko anao.
Ankehitriny iainako izao fahasoavana omenao
ankehitriny tsapako tokoa
’zany atao hoe fiadanam-po (2 fois)
Mba maniry aho raha toa sitrakao
amin’ny andro ho avy tononkira.serasera.org mbola omenao
tsy hanao toy ny taloha tsy mba hanin-droa
fa hametraka aminao zay manjo
Ka ampifaliana tokoa no anolorako izay ahy avy ao am-po
ny dera ny saotra anao Tompoko
fa tsara indrindra ianao, fa tsara indrindra ianao.
Ankehitriny...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa FitiavanaHits : 3012
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 13/05/2006 11:56