Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ankehitriny (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandinika ny fiainako aho
lany herim-po, fananana koa
tamin’ny fiheverana ny hoaviko
kanefa dbgojf tsisy izay voka-tsoa.
Ny ahy moa raha toa ho tantaraiko
ahiahy tsisy fiadanam-po
nihevitra aho hatramizay hoe mpanompo koa
hay moa fahazarana avokoa
Ankehitriny fantatro izao tsy ireny no ilainao
fa ny tena sy ny fo madio no iangavinao omeko anio
iangavinao omeko anao.
Ankehitriny iainako izao fahasoavana omenao
ankehitriny tsapako tokoa
’zany atao hoe fiadanam-po (2 fois)
Mba maniry aho raha toa sitrakao
amin’ny andro ho avy mbola omenao
tsy hanao toy ny taloha tsy mba omvr hanin-droa
fa hametraka aminao zay manjo
Ka ampifaliana tokoa no anolorako izay ahy avy ao elwa am-po
ny dera ny saotra tononkira.serasera.org anao Tompoko
fa tsara indrindra ianao, fa tsara indrindra ianao.
Ankehitriny...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa FitiavanaVangy : 3057
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/05/2006 11:56