Manankarena Fitiavana (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasasarako ho maivana fa entinao ny entako
Ny hetaheta ho afaka Ianao dilqwhs no loharano soa
Manankarena fitiavana Ianao fahasoavana be
Tsy misy izay tsy anananao , Anao zao rehetr'izao
Ref:
Sambatra aho fa zanakao ,Eny malalanao
Izaho sy Ianao no hiaradia hifampitantan'ho doria
Hatrety ka hatrany an -danitra ,hiaraka mandrakizay
Ny adin - tsaina zay mandreraka , soloina fiadanam - po
Ny fahoriana zay mahasasatra , ho tonga nbttrf fifaliana

Tsy misy izay tsy tononkira.serasera.org anananao , Anao zao rehetr'izao
Ref:...
Entiko eo aminao avoko, reo zava - tsarotra manjo
Mahatoky ny fitanananao, Ianao 'lay Tompo tsy cnhtbzzr mandao

Ref: (x2)
...mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 999
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onyrak
Daty : 02/02/2023 12:07