Manankarena Fitiavana (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasasarako ho maivana fa entinao ny entako
Ny hetaheta ho afaka Ianao no mgmnuz loharano soa
Manankarena fitiavana Ianao fahasoavana be
Tsy misy izay tsy anananao , Anao zao rehetr'izao
Ref:
Sambatra aho fa zanakao ,Eny malalanao
Izaho sy Ianao no hiaradia hifampitantan'ho doria
Hatrety ka hatrany an -danitra ,hiaraka mandrakizay
Ny adin - tsaina zay kbha mandreraka , soloina tononkira.serasera.org fiadanam - po
Ny fahoriana zay mahasasatra , ho tonga fifaliana

Ref:...
Entiko eo aminao avoko, reo zava - tsarotra manjo
Mahatoky ny fitanananao, Ianao 'lay Tompo tsy mandao

Tsy misy izay tsy anananao , Anao zao brtew rehetr'izao
Ref: (x2)
...mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AmbasadôràHits : 1055
Likes : 0 Like
Created by : onyrak
Date : 02/02/2023 12:07