Jeso Fiainana (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy fiadanam-po
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa tononkira.serasera.org Izy hanome fiadanana ho anao
Sy fifaliana ary koa bulesrkj lgvt fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny tgdhh hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa tononkira.serasera.org Izy hanome fiadanana ho anao
Sy fifaliana ary koa bulesrkj lgvt fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny tgdhh hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 2004
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanaja Mandranto
Daty : 07/04/2020 21:17
