Jeso Fiainana (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy fiadanam-po
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka uulwoq na mafy aza ny tononkira.serasera.org manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana zqrsny ho anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be giaewuws hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka uulwoq na mafy aza ny tononkira.serasera.org manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana zqrsny ho anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be giaewuws hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AmbasadôràHits : 1780
Likes : 0 Like
Created by : Fanaja Mandranto
Date : 07/04/2020 21:17
