Jeso Fiainana (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy fiadanam-po
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho tononkira.serasera.org
Fa Izy hanome fiadanana ho anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao xurd
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
ssra Aza be sbpqhs hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AmbasadôràVisites : 1895
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fanaja Mandranto
Date : 07/04/2020 21:17