Tiany ianao (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao i Jesosy
Miantso anao
Aza dia variana ianao e
Miantso anao mba hiova fo
Izao dia izao, hiverina ao ambalany ao e

Miantso anao i Jesosy
Miantso anao
Aza dia variana ianao e
Miantso anao mba hiova fo
Izao dia izao, hiverina ao ambalany ao e

Fiverenana :
Tiany ianao e
Tsy foiny ianao e
Zanany ianao, tsy ariany
Tiany ho akaikiny

Ny fitiavany anao tsy miova hatramin’izao
Fa ny faniriany ianao eo akaikiny
Tsy sasatry miandry anao Izy satria tiany ianao
F’izao Izy miantso anao modia f’Izy handray anao

Miantso anao i Jesosy
Miantso anao
Aza dia variana ianao e
Miantso anao mba hiova fo
Izao dia izao, hiverina ao ambalany ao e

Fiverenana :
Tiany ianao e
Tsy foiny ianao e
Zanany ianao, tsy ariany
Tiany ho akaikiny

T.F : RAKOTONIRINA Mon Fils
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0599