Tiany ianao (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao i Jesosy
Miantso anao
Aza dia variana ianao e
Miantso anao mba hiova fo
Izao dia izao, hiverina ao ambalany ao e
Miantso anao i Jesosy
Miantso anao
Aza dia variana ianao e
Miantso anao mba hiova fo
Izao dia izao, hiverina ao ambalany ao e
Fiverenana :
Tiany ianao e
Tsy foiny ianao e
Zanany ianao, tsy ariany
Tiany ho akaikiny
Ny fitiavany anao tsy miova hatramin’izao
Fa ymnm ny faniriany ianao eo akaikiny
Tsy sasatry jthzoyo miandry anao tononkira.serasera.org Izy satria tiany ianao
F’izao Izy miantso anao modia f’Izy handray anao
Miantso anao i Jesosy
Miantso anao
Aza dia variana ianao e
Miantso anao mba hiova fo
Izao dia izao, hiverina ao ambalany ao e
Fiverenana :
Tiany ianao e
Tsy foiny ianao e
Zanany ianao, tsy ariany
Tiany ho fzchln akaikiny
T.F : RAKOTONIRINA Mon Fils

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Hits : 140
Likes : 0 Like
Created by : Prosper01
Date : 20/05/2026 21:10