Ry Mpivahiny (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny ô
Nahoana ianao
No manaram-po amin’ny ratsy
Ny rendrarendra sy
Ny filandratsy dia manary anao amin’ny helo
Tsarovy anie
Fa hotsaraina anie qjxgisod ny tenanao
Ka aiza re no iafaran’ny fiainana x2
Mba miovà re ekeo Jesosy
Hanapaka sy hitari-dalana
Koa araraoty re
‘Zao antso anio izao
Hiverenanao amin’ny Tompo
Fa sao ity ny fara-fandrenesanao
Ny toriteny dia hiala ety
Tsarovy anie
Fa hotsaraina anie ny tenanao
Ka aiza re no iafaran’ny fiain ihdkv x2
Mba miovà re ekeo Jesosy
Hanapaka sy solofce hitari-dalana
A/C : Adrien tononkira.serasera.org
Nahoana ianao
No manaram-po amin’ny ratsy
Ny rendrarendra sy
Ny filandratsy dia manary anao amin’ny helo
Tsarovy anie
Fa hotsaraina anie qjxgisod ny tenanao
Ka aiza re no iafaran’ny fiainana x2
Mba miovà re ekeo Jesosy
Hanapaka sy hitari-dalana
Koa araraoty re
‘Zao antso anio izao
Hiverenanao amin’ny Tompo
Fa sao ity ny fara-fandrenesanao
Ny toriteny dia hiala ety
Tsarovy anie
Fa hotsaraina anie ny tenanao
Ka aiza re no iafaran’ny fiain ihdkv x2
Mba miovà re ekeo Jesosy
Hanapaka sy solofce hitari-dalana
A/C : Adrien tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 532
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/05/2025 12:54
