Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Mpivahiny (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny ôNahoana ianao
No manaram-po amin’ny ratsy
Ny rendrarendra sy
Ny filandratsy dia manary anao amin’ny helo
Tsarovy anie
Fa hotsaraina anie ny tenanao
Ka aiza re no iafaran’ny fiainana x2
Mba miovà re ekeo Jesosy
Hanapaka sy hitari-dalana
Koa araraoty re
‘Zao antso anio izao
Hiverenanao amin’ny Tompo
Fa sao ity ny fara-fandrenesanao
Ny toriteny dia hiala ety
Tsarovy anie
Fa hotsaraina anie ny tenanao
Ka aiza re no iafaran’ny fiain x2
Mba miovà re ekeo Jesosy
Hanapaka sy hitari-dalana
A/C : Adrien
--------
Link:
About this song
Artist : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Hits : 233
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/05/2025 12:54
