Pare (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao e hagnorika an’I Jesosy zao
Fa  I ro lalana sy  fahamarignana
Ialao  e ny fomba ratsy fa tsa mba  me              x2
Fa  tena mahavery mandrakizay

Agnay zao  efa pare
ngotsa ‘mby  an-dakana agnay izao
Anao  e ro  manakory sa vana matory       *2
Miandry ny kapoka tsa maha lehilahy

Ny sitra-po izao  raha tsa ho lany
F’efa rano gohina eto an-tany
Mba  sainosaino ihany ny any  am-parany                    x2
Fa  nge  de hanegnina ka  ho tahak’izay!!!

Agnay zao  efa pare
Tongotsa ‘mby  an-dakana agnay izao
gnao e ro  manakory sa vana matory         *2
Miandry ny kapoka tsa maha lehilahy

Agnay zao  efa pare
Tongotsa ‘mby  an-dakana agnay iza
Agnao e ro  manakory sa vana mator            x2
Miandry ny kapoka tsa maha lehilahy

Agnao e ro  manakory sa vana matory
Miandry ny kapoka tsa maha lehilahy

A/C : Lally
--------
Rohy:
Hevitra
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:35)
Pare
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Vangy : 169
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 11:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1134