Pare (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{Andao e hagnorika an’I Jesosy zao
Fa I ro lalagna sy  fahamarignana
Ialao e ny fomba ywewg ratsy fa tsa mba mety     zzssmfe        
Fa tena mahavery mandrakizay}x2

{Agnay zao  efa pare
Tongotsa ‘mby  an-dakana agnay izao
Agnao e ro  manakory sa vana matory
Miandry ny tampoka tsa maha lehilahy}x2

{Ny sitra-po izao raha tsa ho lany
F’efa rano gohina eto an-tany
Mba  sainosaino ihany ny any am-parany
Fa  nge  dia hanegnina ka hoe tahak’izay}x2

{Agnay zao efa pare
Tongotsa mby  an-dakana agnay izao
Agnao e ro manakory sa vana matory
Miandry ny tampoka tsa maha lehilahy}x2

{Agnay zao hdwuuly efa pare
Tongotsa mby  an-dakana agnay izao
Agnao e ro manakory sa vana matory
Miandry ny tononkira.serasera.org tampoka tsa maha lehilahy}x2

Agnao e ro  manakory sa vana matory
Miandry ny tampoka tsa maha lehilahy

A/C : Lally

--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:35)
Pare
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296