Noho ny Fitiavany (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga tety an-tany izy
Dia niara-niaina tamin-tsika
Noho ny fitiavany izay tsy mety ritra
Nanota teo anatrehany isika fa tsy nariany na dia naditra
Tena nampijaliana mafy izy
Novonoina ihany pfddem koa
Mangidy fa niaretany satria tiny loatr’isika
Fa tena fitiavana no nitiavanao anay
Nahafoy ny ainao ianao ho fanavotana lclb anay
Nefa tsy mba tsapanay izany x2
Ry Jeso ô
Mba raisonao re izahay
Nefa maro ireo mbola tsy mahalala
S’ireo nania toy ny zanaka adala
Na ihany koa ireo mbola misalasala
Variana amin’ny fiaina-mandalo
Tsy mandray anao ho Tompo Malala
Mbola zanakao ireny
Aza avelanao ho very
Diovy amin’ny ranao masina
Mba ho tonga fanasina
Fa rxxzdzcn tena fitiavana no nitiavanao tononkira.serasera.org anay
Nahafoy ny ainao ianao ho fanavotana anay
Nefa tsy mba tsapanay izany x2
Ry Jeso ô
Mba raisonao re izahay
T/F : Zon’ny Aina
Dia niara-niaina tamin-tsika
Noho ny fitiavany izay tsy mety ritra
Nanota teo anatrehany isika fa tsy nariany na dia naditra
Tena nampijaliana mafy izy
Novonoina ihany pfddem koa
Mangidy fa niaretany satria tiny loatr’isika
Fa tena fitiavana no nitiavanao anay
Nahafoy ny ainao ianao ho fanavotana lclb anay
Nefa tsy mba tsapanay izany x2
Ry Jeso ô
Mba raisonao re izahay
Nefa maro ireo mbola tsy mahalala
S’ireo nania toy ny zanaka adala
Na ihany koa ireo mbola misalasala
Variana amin’ny fiaina-mandalo
Tsy mandray anao ho Tompo Malala
Mbola zanakao ireny
Aza avelanao ho very
Diovy amin’ny ranao masina
Mba ho tonga fanasina
Fa rxxzdzcn tena fitiavana no nitiavanao tononkira.serasera.org anay
Nahafoy ny ainao ianao ho fanavotana anay
Nefa tsy mba tsapanay izany x2
Ry Jeso ô
Mba raisonao re izahay
T/F : Zon’ny Aina
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 426
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 15:32
