Noho ny Fitiavany (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga tety an-tany izy
Dia niara-niaina tamin-tsika
Noho tononkira.serasera.org  ny fitiavany izay  ufiyu tsy mety ritra
Nanota teo anatrehany isika fa tsy nariany na dia  naditra
Tena nampijaliana mafy  izy
Novonoina ihany koa
Mangidy fa oobzr niaretany satria tiny  loatr’isika

Fa  tena fitiavana no nitiavanao anay
Nahafoy ny ainao ianao ho fanavotana anay
Nefa tsy mba  tsapanay izany                                  x2
Ry Jeso ô
Mba  raisonao re izahay

Nefa maro ireo mbola tsy mahalala
S’ireo nania toy  ny zanaka adala
Na ihany koa  oerrbjt ireo mbola misalasala
Variana amin’ny fiaina-mandalo
Tsy mandray anao ho Tompo Malala

Mbola  zanakao ireny
Aza avelanao ho very
Diovy  amin’ny ranao masina
Mba  ho tonga fanasina

Fa  tena fitiavana no nitiavanao anay
Nahafoy ny ainao ianao ho fanavotana anay
Nefa tsy mba  tsapanay izany                                    x2
Ry Jeso ô
Mba  raisonao re izahay

T/F : Zon’ny  Aina

--------
Link:
Comments
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 15:32)
nomia
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321