OLONA IRAY (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy olon’iray mety mba hiantra ahy
Izay aleha rehetra mianjonanjona avokoa
Hiazakazaka hamonjy an’iza aho?
Hivezivezy mba ho aiza moa?
Andriamanitra tononkira.serasera.org o! ankiniko Aminao ny fiainako
Andriamanitra o! mivavaka Aminao aho
Mbola ho avy ihany angamba ilay olona hantenaiko
Amin’izay andro izay aho dia ho miramirana
Tsy hitomany intsony aho
Fa efa eo anatrehanao
Raiso re ity foko kely mitaraina
Omeko anao ogsjlh ny fiainako
frgrjyln yfalu TARIKA NJILA
Izay aleha rehetra mianjonanjona avokoa
Hiazakazaka hamonjy an’iza aho?
Hivezivezy mba ho aiza moa?
Andriamanitra tononkira.serasera.org o! ankiniko Aminao ny fiainako
Andriamanitra o! mivavaka Aminao aho
Mbola ho avy ihany angamba ilay olona hantenaiko
Amin’izay andro izay aho dia ho miramirana
Tsy hitomany intsony aho
Fa efa eo anatrehanao
Raiso re ity foko kely mitaraina
Omeko anao ogsjlh ny fiainako
frgrjyln yfalu TARIKA NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 5155
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 12/07/2003 11:56
