Flavoquine (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola velona aho diaHipetraka eo akaikinao
Fa rehefa maty aho dia
Tsy ho hitanao intsony
Rafahasambarana mantsy
Tsy mijanona eto an-tany
Fa mandalondalo fotsiny izy
Indray miserana ihany
Fa raha ny indray mitsiky monja
Dia efa mampiova zavatra maro
Raha manavy be aho dia
Hitondray flavoquine a !
Fa rehefa maty aho dia
Tsy mila n’inon’inona
Rafahafatesana mantsy
Tora-bato avy an-danitra
Indray milatsaka fotsiny izy
K’aza mba voany ihany
Fa raha ny indray mikimpy monja
Dia efa mampiova zavatra maro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 7426
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ng Guim Hong Alain
Daty : 05/03/2004 07:36