LANJA MIAKATRA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malomaloka, mihamaizina jgjva ny fiainana aty
Manjombona, resak’ady no betsaka aty
Ianao, tsy reafk ho kivin’izany ianao
Ianao, tsy ho resin’izany ianao!
Kanefa indrindra, ny meva tononkira.serasera.org tsy adino
No homeko
Ny kanto sy soa!
No atolotro an-dry
Satria ny aty!
Miakatra foana tsy kivy
Ny ccantp aty
Raha mety indrindra
Ny tsara sy kanto no omeko!
Ny kanto sy soa
No atolotro andry
Satria ny aty!
Manodina afero ho tantely
Ny aty!
Manjombona, resak’ady no betsaka aty
Ianao, tsy reafk ho kivin’izany ianao
Ianao, tsy ho resin’izany ianao!
Kanefa indrindra, ny meva tononkira.serasera.org tsy adino
No homeko
Ny kanto sy soa!
No atolotro an-dry
Satria ny aty!
Miakatra foana tsy kivy
Ny ccantp aty
Raha mety indrindra
Ny tsara sy kanto no omeko!
Ny kanto sy soa
No atolotro andry
Satria ny aty!
Manodina afero ho tantely
Ny aty!
--------
Rohy:
