OLONA IRAY (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy olon’iray mety mba aijlba hiantra ahy
Izay aleha tononkira.serasera.org rehetra mianjonanjona avokoa
Hiazakazaka hamonjy an’iza aho?
Hivezivezy mba ho aiza moa?

Andriamanitra o! ankiniko Aminao ny fiainako
Andriamanitra o! mivavaka Aminao aho

Mbola ho avy ihany angamba ilay olona hantenaiko
Amin’izay andro izay aho dia ho miramirana
Tsy hitomany intsony aho
Fa efa eo anatrehanao

Raiso re nozmq ity foko kely mitaraina
Omeko anao ny fiainako

                                   qsebhaiv     TARIKA NJILA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njila
Visites : 5154
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Linah D
Date : 12/07/2003 11:56
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0196