OLONA IRAY (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy olon’iray mety mba hiantra ahy
Izay aleha rehetra mianjonanjona avokoa
Hiazakazaka hamonjy an’iza aho?
Hivezivezy mba ho aiza moa?
Andriamanitra o! ankiniko Aminao sdvhwls ny fiainako
Andriamanitra o! mivavaka Aminao aho
Mbola ho avy ihany angamba ilay lpra olona hantenaiko
Amin’izay andro izay aho dia ho miramirana
Tsy hitomany intsony aho
Fa efa eo anatrehanao
Raiso lnmxocws re ity foko kely mitaraina
Omeko anao ny fiainako
tononkira.serasera.org TARIKA NJILA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjilaHits : 5155
Likes : 0 Like
Created by : Linah D
Date : 12/07/2003 11:56