Im-pito (Nate Tex)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IM-PITO

Oh ry tiako ah
Fohy loatra anie ny fiainana lksi raha handeha
Hifampitady foana hoe iza no diso
Mifanambitamby dia tsindrina aloha ny fo
Fa tsy fantatsika mintsy izay ho afitsoky ny ampitso ulvup
Oroy ny fiainana aza mora iicaq maka lagy eh
Omeo ny tsara indrindra fa omeko koa
Fa ireo tanjontsika mbola ho tratrarina (dia raha
Im-pito mianjera letsy) Im-pito TAFARINA.
Misy teny tsy voatàna mety hanindrona eo imolotro
Tsy voatery ho tianao foana koa ireo hevitra  atolotro
Mahay mifampizara ,mifamela dia maharitra na sarotra aza
Ny fitia miaro sy mahatoky
Mandresy ireo tahotra ka mahasaky
manolotra ny ainy toa ny an'Ilay ZOKY
Mifanangana hatrany rehefa 'mafy ny tononkira.serasera.org atàky

Oh ry tiako ah
Fohy loatra anie ny fiainana raha handeha
Hifampitady foana hoe iza no diso
Mifanambitamby dia tsindrina aloha ny fo
Fa tsy fantatsika mintsy izay ho afitsoky ny ampitso
Oroy ny fiainana aza mora maka lagy eh
Omeo ny tsara indrindra fa omeko koa
Fa ireo tanjontsika mbola ho tratrarina (dia raha
Im-pito mianjera letsy) Im-pito TAFARINA.

Miara-manonga miaraka miaritra
Mahay miteny rehefa misy tsy aritra
Tsy mitahiry izay ratran'ny lasa
FO manetry tena no entina miatrika
Isika no ekipa iray fika fika
Tsisy mi-care 'ny vava'ny kil
GOD no Coach sady mpamatsy
Ka n'aiza hitondraNY "Isika Peacful"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nate Tex
Vangy : 46
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kevin Razafindrakoto
Daty : 17/10/2026 09:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3058