Im-pito (Nate Tex)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IM-PITO

Oh ry tiako ah
Fohy loatra anie ny fiainana raha handeha
Hifampitady foana hoe iza no diso
Mifanambitamby lrmzdvpl dia tsindrina aloha ny fo
Fa tsy fantatsika mintsy izay ho afitsoky ny ampitso
Oroy ny fiainana aza mora maka lagy eh
Omeo ny tsara indrindra fa omeko koa
Fa ireo tanjontsika mbola ho tratrarina (dia raha
Im-pito mianjera letsy) Im-pito TAFARINA.
Misy tvvpetqu teny tsy tononkira.serasera.org voatàna mety hanindrona eo imolotro
Tsy voatery ho tianao foana koa ireo hevitra  atolotro
Mahay mifampizara ,mifamela dia maharitra na sarotra aza
Ny fitia miaro sy mahatoky
Mandresy ireo tahotra ka mahasaky
manolotra ny ainy toa ny an'Ilay ZOKY
Mifanangana hatrany rehefa 'mafy ny atàky

Oh ry tiako ah
Fohy loatra anie ny fiainana raha handeha
Hifampitady foana hoe iza no diso zptoub
Mifanambitamby dia tsindrina aloha ny fo
Fa tsy fantatsika mintsy izay ho afitsoky ny ampitso
Oroy ny fiainana aza mora maka lagy eh
Omeo ny tsara indrindra fa omeko koa
Fa ireo tanjontsika mbola ho tratrarina (dia raha
Im-pito mianjera letsy) Im-pito TAFARINA.

Miara-manonga miaraka miaritra
Mahay miteny rehefa misy tsy aritra
Tsy mitahiry izay ratran'ny lasa
FO manetry tena no entina miatrika
Isika no ekipa iray fika fika
Tsisy mi-care 'ny vava'ny kil
GOD no Coach sady mpamatsy
Ka n'aiza hitondraNY "Isika Peacful"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nate Tex
Hits : 47
Likes : 0 Like
Created by : Kevin Razafindrakoto
Date : 17/10/2026 09:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3449