Mama Raozy (Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Indraik'andro izeigny izaho
Nandalo tagny Vatomandry e!
Sendra mba mamangy havagna
Nahita an'i Maman'i Faly e!
Tanora maro no hitako tao
Tsara dia tsara koragna
Hay Mama Raozy no agnarany
Reny maro mahalala. (X2)
Ref:
Tsy ho rongbl adignoko arah ny fandalôvako tagny e!
Nahitako an'i Mama Raozy sy ireo havako jiaby e!
Hafaliagna nameno tratra no niainagna tany e!
Hirahira miampy gitara
Souvenir tegna tsara.
....
*Agny andro raika arôh
Mbôla hiregnako tononkira.serasera.org akagny e!
Fa tsy jkpfgyr mety ho adiniko ô!
Tantara mipetraka ho ahy e!
I Vatomandry dia tanagna tsara,
Nefa lavi-dalagna
Ka ny heritreritra amign'iarah
Tsy tagna vao mainga mankagny e! (X2)
Ref:
Tsy ho adignoko arah ny fandalôvako tagny e!
Nahitako an'i Mama Raozy sy fquej ireo havako jiaby e!
Hafaliagna nameno tratra no niainagna tany e!
Hirahira miampy gitara
Souvenir tegna tsara.
....
Ref: ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NantenainaVangy : 1367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 28/06/2022 19:48