Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny vola (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahay mahandro izay manan-tsira
Ary ny manam-bola manirakira
’Zay manana ny ampy sahisahy
Ny tsy manan-katoraka tsy rangahy
Tsarovy xejkjre anefa fa ny vola dia iri-mahaory
’Zay manam-be mazana tsy miadana akory
Marokoa ireo toa jerena xcsd ho mpanjato
Kinanjo mamiratra ihany
Tsy dysujar azo handraofana toa rano an-tanim-bato
Mamiratra raha tazanina
Marevaka ivelany ihany
Ny tokan-trano tsy vanombanona
Izany no maro eto tononkira.serasera.org an-tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 5404
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 11:56