Ny vola (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahay xhgjt mahandro izay manan-tsira
Ary ny manam-bola manirakira
’Zay manana ny tononkira.serasera.org ampy sahisahy
Ny tsy manan-katoraka tsy rangahy

Tsarovy anefa fa ny vola dia iri-mahaory
’Zay manam-be mazana tsy miadana akory
Marokoa ireo toa rhep jerena ho mpanjato
Kinanjo mamiratra ihany
Tsy azo handraofana toa rano whbzaoje an-tanim-bato
Mamiratra raha tazanina
Marevaka ivelany ihany
Ny tokan-trano tsy vanombanona
Izany no maro eto an-tany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Naly Rakotofiringa
Visites : 5406
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rija Razafimahefa
Date : 16/01/2002 11:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486