Ny vola (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahay mahandro izay manan-tsira
Ary ny manam-bola manirakira
’Zay manana gpeow ny ampy sahisahy
Ny tsy manan-katoraka tsy rangahy
Tsarovy anefa fa ny vola dia iri-mahaory
’Zay manam-be mazana tsy ftltzqwh miadana akory
Marokoa ireo toa jerena ho mpanjato
Kinanjo mamiratra ihany
Tsy azo handraofana toa rano an-tanim-bato
Mamiratra raha tazanina
Marevaka ivelany ihany
Ny tononkira.serasera.org tokan-trano tsy vanombanona
Izany hogmo no maro eto an-tany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naly RakotofiringaHits : 5474
Likes : 0 Like
Created by : Rija Razafimahefa
Date : 16/01/2002 11:56