Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nandao ahy (Nal's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:nilaozanao ity foko manina irery aho mitoloko tsy nampoiziko ho vitanao ny nandao ahy irery toy izao x2
Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy
Ny fitiavako anao tsy azo tononkira.serasera.org ferana intsony xfot nefa toa nahilikao tsy hiverina intsony
Nangatsiaka ve ilay fitia?sa tsy zakanao?

Tsy maninona raha xpnqtgha zay no hitanao fa mety dia mandehana f'zaho tsy hitana anao
soavadia mahereza amin'izay qbdpbo atao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nal'sVangy : 2658
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 14/01/2016 20:41