Izaho sy Ianao (Nal's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no tokiko
izaho no tokinao
tsy mba hifandao
ianao sgnyyq ihany,izaho ihany no nisafidy ho iyihjpu mandrakizay
   Izaho sy ianao bbero no nifanaiky fa tononkira.serasera.org hiaraka ho doria Izaho sy ianao ianao sy izaho izaho sy ianao no iray
Na mamy na mangidy zakaintsika izany ho mandrakizay
ho iray,iray foana izaho sy ianao
  Izaho sy ianao....
  Izaho sy ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nal's
Visites : 2801
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nalsonrazakariasa2015
Date : 15/03/2016 19:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3305