Ho anao (Nal's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vonona aho malala
ho anao mandrakizay
ho anao irery ihany,ho anao ry tiana
izao voadin'ny foko izao,ho doria izany
hatreto ka hatrany an-danitra any


    Ilay puath fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita voady anio
ka tsy hisaraka obyqbbqq aminao x2


izao no fikasako
izay hirian'ny foko
ka oyel manolotra ny aiko,ho anao ilay tononkira.serasera.org tsy foiko
tsy ny aiko ihany anefa
no homeko anao izao
fa ny fo fanahy dia hanjakao


   Ilay fitiavana madio
no atolotro ho anao
f'efa vita voady anio
ka tsy hisaraka aminao x4

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nal's
Vangy : 1910
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 05/07/2016 19:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481