Ankiniko aminao (Nal's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Arovy amin'ny ratsy
izay mitady hamingana anay
satria ianao mantsy
ilay Tompo tia anay
Ray ô! Arovy amin'ny fankam-panahy
mba tsy voasarika ho any
mba hahay hanaja sy ho sahy
sy bphsbzr hijoro hatrany hatrany
Ray ô! Arovy amin'ny fahavalo
izay tsy kely lalana tokoa
izay gstac mitady hampimalo
asa ratsy fa tsy soa
Ray ô! Ankiniko tononkira.serasera.org aminao
izay fikasanay rehetra
mba hahay hitia tsy ho lao
ka fitia tsy misy fetra
Ray ô! Izany no lunob vavakay
angatahinay aminao
mba harovinao izahay
amin'ny lalan-tsara alehanao
izay mitady hamingana anay
satria ianao mantsy
ilay Tompo tia anay
Ray ô! Arovy amin'ny fankam-panahy
mba tsy voasarika ho any
mba hahay hanaja sy ho sahy
sy bphsbzr hijoro hatrany hatrany
Ray ô! Arovy amin'ny fahavalo
izay tsy kely lalana tokoa
izay gstac mitady hampimalo
asa ratsy fa tsy soa
Ray ô! Ankiniko tononkira.serasera.org aminao
izay fikasanay rehetra
mba hahay hitia tsy ho lao
ka fitia tsy misy fetra
Ray ô! Izany no lunob vavakay
angatahinay aminao
mba harovinao izahay
amin'ny lalan-tsara alehanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nal'sVangy : 2217
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 25/01/2018 21:52
